Arikaomisa Randria Enesra

Randriamanantena Arsène, fantatra amin'ny solon'anarana Arikaomisa Randria Enesra dia mpanoratra, poeta, ary mpilalao tantara malagasy.

Zavakanto hanova

Mpilalao tantara hanova

Mpilalao tantara ao amin'ny onjam-peo Radio Don Bosco (RDB), Radio Televiziona Analamanga (RTA).

Mpanoratra hanova

Mpanoratra angano, tononkalo, tantara an-tsehatra sy sarimihetsika ihany koa (Revy sa ditra, Ombon’ady, Kenda, Fanasina, jiaby jiaby).

Jereo koa hanova

 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.