Arika
Amin'ny siansan'ny nerônina, ny arika dia ny fahafahana mitahiry fampahalalana.
Teknolojia
hanova- Ariky ny batery (ang. : battery memory), zavatra hita amin'ny batery nikela kadmiôma izay tsy mahatazona angovo betsaka rehefa ampiasaina matetika.
- Ariky ny mpampita tapany (ang. : semiconductor memory) arika arak'aratra azo ampiasaina amin'ny haikoriamboanaratra roafototra, ohatra :
- Ari-tsolosaina, natao hitahiry fampahalalana na rindrankajy amy fomba vonjimaika na maharitra eo amy solosaina.
- Arika vakiana ihany (ang. : Read-only memory)
- Arika mora mietona (ang. : volatile memory)
- Fitahirizam-pahalalana amin'ny solosaina, fitaovana natao hitahiry fampahalalana.