Boky fahatelon'i Baroka

(tonga teto avy amin'ny Apokalipsa grikan'i Baroka)

Ny Boky fahatelon'i Baroka, izay atao hoe Apokalipsy grikan'i Baroka, dia soratra pseodepigrafa na apokrifa jiosy izay heverina fa voasoratra teo anelanelan'ny taonjato voalohany sy faha-3, taorian'ny nandravan'ny Romana an'i Jerosalema tamin'ny taona 70. Isan'ireo soratra pseodepigrafa voalaza fa mpitantsoratr'i Jeremia, dia i Baroka zanak'i Nerià, nefa tsy isan'ny kanonan'ny Baiboly hebreo na kristiana izy.

Jereo koa:Hanova