Tanàna iray ao anatin'ny kaominina ambanivohitra Ankafina-Tsarafidy i Ankafimavo, ao amin'ny distrikan'i Ambohimahasoa, Faritanin'i Fianarantsoa .Tanàna mitsitokotoko izy, misy trano eo amin'ny 60 tafo eo ho eo, fambolena sy fiompiana no fivelomany mponina ao. 3km miala ny lalam-pirenena faha-7 mianandrefana. Anisany anjakan'ny asan-dahalo koa izy amin'zao (2014) ka very fanahy mbola velona ny olona ao fa ny mpitondra tsy taitra akory.