Andrianantara I dia mpanjaka betsileo, nanorina ny Fanjakan' i Manandriana tamin' ny taonjato faha-16.