Andriamanelo dia mpanjakan' Imerina teto Madagasikara nanjaka tamin' ny taonjato faha-16. Andriamanelo dia lahimatoan-dRangitamanjakatrimovavy, mpanjakan' i Merimanjaka. Nataony tany Alasora ny renivohiny, tanàna ambanivohitra any atsimo atsinanan' Antananarivo. Mpandova an-dRafohy, mpanjakan' i Alasora, Andriamanelo. Renivohi-panjakan’ Andriamanelo i Alasora. Nampamono ny rahalahiny mba hampanjaka an-dRalambo zanany Andriamanelo.

Jereo koa hanova

 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.