Anaran' ny tsy azo isaina

(tonga teto avy amin'ny Anaran'ny tsy azo isaina)

Ny anaran' ny tsy azo isaina dia zana-tsokajin' ny anarana izay tsy azo faritana amin' ny alalan' ny mpamaritra isa sady tsy azo faritana amin' ny alalan' ny mpamaritra rehetra afaka mandray ny mariky ny filaza isa (milaza tokana na milaza maro sns). Mifanohitra amin' ny atao hoe anaran' ny azo isaina izany. Amin' ny fiteny sasany toy ny fiteny frantsay dia matetika ialohavan' ny mpanoritra milaza ampahany ny anaran' ny tsy azo isaina.

Jereo koa hanova