Anaran' ny azo isaina

(tonga teto avy amin'ny Anaran'ny azo isaina)

Ny anaran' ny azo isaina dia zana-tsokajin' ny anarana izay azo faritana amin' ny alalan' ny mpamaritra isa sy/na ny mpamaritra rehetra afaka mandray ny mariky ny filaza isa (milaza tokana na milaza maro sns). Mifanohitra amin' ny atao hoe anaran' ny tsy azo isaina izany.