Analavelona dia tangorom-bohitra madinika ao amin' ny faritr' i Fiherenana, izay manaraka ny andavan' ny morontsiraky ny Lakandranon' i Môzambika avy atsimo mianavaratra. Any amin' ny 50 km miala ny morontsiraka no misy azy, eo anelanelan' ny ony Fiherenana sy Mangoky.