Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

  • Fokotany:Ambohinaorina
  • Commune Rurale:Fiadanana
  • District :Ambohidratrimo
  • Region :Analamanga.
  • Président : Dada Gaby
  • Vice président : Patrice
  • Mairie : Tina be
Raha miala eo amin'ny PK15 RN1 eo Alakamisy Fenoarivo  dia mande lalantany 7km eo, misy fokotany 12 .
  Commune ambanivohitra tena mamokatra "légumes " sakay, anana isankarazany,voatabia.Anisan'ny tanana betsaka Voasary ihany koa io toerana io, ary mbola malalaka tany azo anitarana ny renivohitra , fa ny mampalahelo dia ifaninanan'ireo maire amidy aminy sinoa ny tany