Ny fonenan'Anosibe Ambohiby, izay misy mponina Betsileo eo amin'ny 300 eo ho eo, dia ao anatin'io complexe io saika mitoka-monina amin'ny faritra hafa; Ny tanàna akaiky indrindra dia ny tananan'i Antanitrit, Bongolava 8 km (5 mi), ary ny tanana akiky indrindra, Tsiroanomandidy, dia 18 km (11.0 mi) lavitr. [1]

FIAINANY TALOHA hanova

Tamin'ny vanim-potoana Kretacea faramparany no niforona ilay massif, satria nisaraka teo amin'ny 90 tapitrisa taona lasa teo ny Plate Madagascar sy ny Plate Indianina . Volkano io tany am-boalohany, saingy rehefa nisaraka ireo takelaka tektonika dia tapaka ny toerana mafana mamatsy azy, ka nahatonga ny volkano mangatsiaka sy nirodana noho ny tsy fisian'ny hafanana. [1]

Araka ny firaketan antsoratra avay aminny botanista frantsy Jacques Désiré Leandri nivoaka tamin'ny 1935, dia nantsoina hoe 'Andranomangatsiaka' (adika hoe izay ahitantsika rano madia) io vavahadin'ny vazimba io. Nolazaini Leandri koa fa misy tampon-tany roa mibahana ao aminy, ny iray antsoina hoe Andapa izay nampiasaina ho teboka géodétika . Nambarany ihany koa fa Ampihira ny ilanay andrefanny faritra misy ala. [2]

Lasa fantatra kokoa ily complex nho ny lahtsary iray navoakanny Vox momba ny endriky ny tany sy ny tanana ao anatiny taminny taona 2023. [1]

References hanova

  1. 1,0 et 1,1 Haubursin, Christophe (5 December 2023). "What's inside this crater in Madagascar?". Vox (YouTube). https://www.youtube.com/watch?v=h42QVfrUVFw. 
  2. Léandri, J. (13 December 1935). "Excursion au Mount Ambohiby (Madagascar)" (in fr). Bulletin de la Société Botanique de France 82 (5): 609-612. Endrika:Citation/identifier. https://www.tandfonline.com/doi/epdf/10.1080/00378941.1935.10833020?needAccess=true.