Ny alananahary dia ala ahitana karazan-javamaniry teratany izay tsy ahitana taratra ny asan' ny olombelona tamin' ny fotona lasa na ankehitriny. Ala tsy nisy nikasika izany na tsy nisy nanimba na nitrandraka izany.

Vatan-kazo maty ao amin' ny alananaharin' i Białowieża ao amin' ny tanin' i Pôlônia sy Bielôrosia.