Ny adiresin-tahiry dia haitao amin'ny kajimirindra izay hahatakarana ny fampahalalana ao anatin'ny tahiry. Ny adiresin-tahiry dia faritra manokan'ny tahiry izay azoana mamaky ary mitahiry data, na amin'ny fomba miserana (tahiry miserana) na amin'ny fomba maharitra (tahiry maharitra). Izay adiresy izay matetika dia isa feno.

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.