Zotra Moramanga-Lac Alaotra

Ny zotra Moramanga-Lac Alaotra na MLA dia zotran-dalambin’i Madagasikara izay mampifandray an'i Moramanga ary ireo tanàna manodidin’ny Farihin’ Alaotra. Natomboka tamin’ny volana Septambra 1914 ny fanamboarana io lalamby io ary notrandrahana ny 98 km nanomboka tamin’ny 1919. Tonga hatrao Ambatondrazaka ny fiaran-dalamby tamin’ny 1922 ary hatrao Ambatosoratra tamin’ny 1923.

Madarail


Train DIA SOA: (MoramangaAmbatondrazaka) (MLA) hanova

Amboasary Gara, Andaingo, Andilanatoby, Vohidiala & Manakambahiny Andrefana.


Jereo koa hanova

 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.