Zavatra ara-kainkintana

Ny zavatra ara-kainkintana (amin'ny fiteny frantsay : objet astronomique), na ny zava-kabakabaka, dia zavatra iray hita eo amin'i Habakabaka ; ny zon-kabakabaka no mifehy ny fitsipi-pampiasana ireny zavatra ireny.

Ny fehiben'asteroida (anglisy : Main asteroid belt)

Ireo zavatra ara-kainkintana dia mety vato lehibe izay hita eo amin'ny fehin-kibon'asteroida izay eo anelanelan'ny fajiry Mars ary Jupiter. Misy vondrona iray hafa ihany koa aorian'ny orbite an'i Neptune.

Jereo koa hanova

 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.