Ny Zafimbolajia dia sampan' ny foko Antalaotra-Anakara izay isan' ny vondrom-poko Antemoro. Ny sampana hafa ao amin' io foko antalaotra-anakara io dia ny Anakara sy ny Anterotry ary ny Antetsimeto.

Jereo koa hanova

Foko ao amin' ny vondrom-poko antemoro