The World Almanac

(tonga teto avy amin'ny World Almanac)

Ny The World Almanac and Book of Facts dia bokikely amerikana, almanaka mampita vaovao momba ny lohahevitra toy ny fiovan' izao tontolo izao sy ny loza ary ny fanatanjahan-tena. Navoaka isan-taona izy io nanomboka tamin' ny taona 1868 ka hatramin' ny 1875, ary naverina navoaka isan-taona nanomboka tamin' ny 1886.

The World Almanac tamin' ny taona 1904