William Cameron Townsend

I William Cameron Townsend dia misionera Kristiana niteraka tamin'ny 9 Jolay 1896 dia maty tamin'ny 23 Aprily 1982. Lasa ministra izy tamin'ny voalohan'ny taonjato faha 20.

Ny Fikambanana noforoniny dia Wycliffe Bible Translators ary Summer Institute of Linguistics (SIL International).

Ny fomba fieritreretan'ny fikambanany dia ity : rehefa voadika teny ny Baiboly anatin'ny fitenin'ny mponina iray, ny olona kristiana miteny an'io fiteny io mety manana ny fahaleovanteny bebe kokoa, ary ny olona teratany dia tsy maintsy mitondra ny Fiangonany.

Nanandrana nivarotra baiboly amin'ny fiteny espaniola i William Cameron Townsend tamin'ny andro fahatanorany (1917-18) ary hitany teo fa ny ankabeazan'ny olona hitany tany tsy mahazo teny espaniola. Ary by mponina Cakchiquel dia tsy nampiasa soratra. Tamin'io fotoana io, i William nanomboka niaina miaraka amin'ny mponina Cakchiquel, ary nianatra ny fiteniny sady nanandika teny ny Testamenta Vaovao izy avy eo, folo taona fotsiny no nanaovany azy.

Bibliôgrafia hanova

  • ((en)) Benjamin Feinberg: The Devil's Book of Culture: History, Mushrooms, and Caves in Southern Mexico (University of Texas Press), ISBN 0-292-70190-X, p. 77f.
  • ((en)) Hugh Steven: Wycliffe in the Making: The Memoirs of W. Cameron Townsend, 1920–1933 (Wheaton, Harold Shaw 1995).
  • ((en)) Ruth A. Tucker: From Jerusalem to Irian Jaya: A Biographical History of Christian Missions (Zondervan ), ISBN 0-310-23937-0, p. 376f.
  • ((en)) Virginia Garrard-Burnett: A History of Protestantism in Guatemala: Living in the New Jerusalem (University of Texas Press), ISBN 0-292-72817-4.
  • ((en)) Larry Ziegler-Otero: Resistance in an Amazonian Community: Huaorani Organizing Against the Global Economy (Berghahn Books), ISBN 1-57181-448-5, p. 52ff.