Wikipedia:Mpandika teny/Inona izany ?

Ny tetikasa mpandika teny dia tetikasa ho an'izay mpikambana tia handika (amin'ny fiteny malagasy) ny takelaka misy anatin'ny wikipedia afa.

Inona ny pejy jerena amin'io ? hanova

Jereo ny pejy Requests for translation rehefa tia handika amin'ny fiteny malagasy.