Wikipedia:Fivoarana/*/Shkumbin
> Lanja manontolo : 0 > Santiona soratra 500 voalohany : [[Image:180px-Shkumbin.jpg|ankavia|Shkumbin]] '''Shkumbin''' dia [[ony]] miainga avy any [[Masedoana]] ankehitriny, manavatsava ny firenena albanezy ka manasaraka mazava ny tapany avaratra sy atsimon'i Albania. Azo lazaina fa tena manan-danja eo amin'ny [[kolotsaina]] albanezy tokoa izy io, indrindra eo amin'ny fiteny satria Albania dia manana fitenim-paritra roa miavaka tsara : ny [[gega]] any avaratra, ary ny [[toska]] any atsimo. [[sokajy:renirano any Masedoana]] [[bg:Шкумбини]] [[ca:Genu