Vokatry ny Fanahy Masina

Ny vokatry ny Fanahy Masina , amin' ny Kristiana, dia ireo toetra ananan' ny olona na ny fiangonana izay miaina araka ny Fanahy Masina, araka ny voasoratra ao amin' ny Taratasy nosoratan' i Paoly ho an' ny Galatiana (Gal 5.22-23). Mifanohitra amin' ny asan' ny nofo ny vokatry ny Fanahy Masina izay voaresaka ao alohan' io toko io.

Fitanisana ny vokatry ny Fanahy Masina hanova

Ao amin' ny Baiboly katôlika amin' ny teny malagasy hanova

"22 Ny vokatry ny Fanahy kosa dia izao: fitiavana, fifaliana, fiadanam-po, fahari-po, hamoram-panahy, hazavam-po, tsy fivadihana, 23 fahalemem-panahy, fahalalana onona: tsy misy izay Lalàna mikasika an' ireo." (Gal 5.22-23, Ny Baiboly Masina).

Ao amin' ny Baiboly prôtestanta amin' ny teny malagasy hanova

"22 Fa ny vokatry ny Fanahy kosa dia fitiavana, fifaliana, fiadanana, fahari-po fahamoram-panahy, fanaovan-tsoa, fahamarinana, 23 fahalemem-panahy, fahononam-po; tsy misy lalàna manohitra izany." (Gal 5.22-23, Ny Baiboly Masina).

Jereo koa hanova

Rohy ivelany hanova