Vitasoa Dictionnaire français-malgache

(tonga teto avy amin'ny Vitasoa)

Ny Vitasoa Dictionnaire français-malgache, na Vitasoa fotsiny, dia rakibolana amin' ny fiteny roa frantsay sy malagasy nosoratan-dRabenilaina Roger Bruno sy i Morin Jean-Yves ary nivoaka voalohany tamin' ny taona 2015 tao amin' ny Edisiona Ambozontany (Antananarivo).

Ny rakibolana Vitasoa
Ny Profesora Rabenilana Roger Bruno