Vahömbey dia tarika malagasy mirona amin'ny bàn-kira rock sy blues.

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Rabearison Roland Dieu Donné Vahömbey (na Rola) no filohan'ny tarika. Dia ao koa i Milanto, Kim's, Mirana, Hery ary Andianjara tamin'ny taona 2007.

Hoy i Rôla hoe

: "Asakasak'izay sendra mahare beko antandroy manakoako manerana vazan-tany ka tsy hanongilan-tsofina ! Izany ve tsy mozika "blues" ? Sao mba izany mihitsy aza no anisan'ny fototrin'ny "blues" nankalazain'ny amerikana mainty hoditra, rey olona ? "


Rakikira hanova

"Rôkarôka" - 1993
  1. (beko)
  2. Ôdy
  3. Rôkarôka
  4. Volamena
  5. Avelao
  6. Seranina
  7. instrumental
  8. Besorongola
  9. Mama Liza
  10. Mantakisoka
  11. Madama kely
"Salanitra" - 1999
  1. Tsikidola
  2. Sômadôla
  3. Andavanandro
  4. Mangana
  5. Mpandalo
  6. Ongaina
  7. Embona
  8. Full point
  9. Mpiantsa
  10. Salanitra / Lemuria</nowiki>
"Bezoro" - 2007
  1. Bezoro
  2. Lemuria
  3. Boana
  4. Valy
  5. Lezama
  6. Lay malala
  7. Mitopa
  8. Tsikidola
  9. Kalo
  10. Kalakely
  11. Rokaroka
  12. Tomany valala
  13. Tsiokatimo
  14. Lanitra
  15. Matsiro
  16. Ankamantatra
  17. Miambina
"iKAKY" - 2009
  1. Voix off #1
  2. Si
  3. Zanako
  4. Ajaja
  5. Pour la route
  6. Voix off #2
  7. Sweet time
  8. Mpanazary
  9. Sunday
  10. Voix off #3
  11. Ondaty
  12. Tsiahy
  13. Open
  14. Voix off #4
  15. Aza avela
  16. iKAKY
  17. Voix off #5