The Pentagon (amin'ny teny anglisy, azontsika dikaina Dimilafy amin'ny fiteny malagasy) dia trano lehibe any Arlington (Virjinia) akaikin'i Washington D.C.. Ao amin'io trano lehibe io no misy ny departemantan'ny fiarovan'i Etazonia. Olona enina arivo sy roa alina no niasa tao tamin'ny taona 2009, olona avy amin'ny tafika ary sivily. Ny anarana Pentagon dia anaran'ny endrik'ilay trano amin'ny fiteny anglisy, azontsika dikaina Dimilafy amin'ny fiteny malagasy.Trano lehibe misy rihana dimy(05).Notokanana tamin'ny 15 janoary 1943,izy io no midadasika indrindra amin'ireo trano fiasana maneran-tany izay misy alatrano mahatratra 28 kilometatra.

Sarin'i The Pentagon, ao Etazonia

Tantara hanova

 
juillet 1942.
 
famonoana ny afo taorian'ny fananafihana ny 11 septembre 2001.

Talohan'ny nanamboarana ny trano dia nipetraka tamina tranomaromaro tao Washington ny departemanta misahana ny ady tao Etazonia nandritra ny ady lehibe voalohany. Nanomboka ny septembre 1941 ny fanamboarana ny pentagone,teo amina toerana nisy fiantsonam-piaramanidina taloha an'ny tanan'i Washington(le"Hoover Field"). Nanomboka niasa tamin'ny taona 1943,izy io no isan'ny mariky ny tanjaky ny Etazonia eo amin'ny lafiny ara-tafika.

 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.