Ny Texas dia firenena eo antsimon'i Etazonia, izy io dia ilay firenena ngeza indrindra eo arinan'i Alaska (696.241 km²) ary izy no firenena faha roa amin'ny isam-ponina (23,9 trapitrisa).

80% ny olona miaina any Texas miaina anaty tanàna, ny antsasan'io no miaina any Houston, San Antonio, Dallas, na Fort Worth.

Ngeza non'i Frantsa na Madagasikara ny fivelaran'i Texas, ary manana endiky ny faritra maro dia maro izy : misy ny zetra arỳ antsinanana, ary misy ny tany hay arỳ andrefana.

Zanatany espaniola ny texas talohan'ny 1845, teo arinan'io izy voa nihiditra ao anatin'ny Etazonia.

Tany ho an'ny fanandevozana, niaraka tamin'ny Confédérés ny Texas tamin'ny Ady ho an'ny fisaràhana (1861-1865).

Jereo koa hanova

Lahatsoratra ilaina hanova

Rohy ivelany hanova