Ny taon-kazavana (afohezina tk) dia refy iray miisa iray alina miliara kilometatra (1016m). Ny parsec, refy ampiasaina amin'ny hainkintana, dia mirefy 3,26 taonkazavana.

Famaritana hanova

Ny taonkazavana dia halavirana todin'ny voankazavana ao anatin'ny herintaona (izany hoe 365,25 andro) anaty foana. Izany halavirana izany dia 9,46 Pm (petametatra) na marimarina kokoa 9,460,730,472,580,8 km, fantatra avy amin'ny hafaingam-boankazavana anatin'ny iray segondra (299 792,458 km/s).


 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.