Tantaran' i Alemaina

(tonga teto avy amin'ny Tantaran'ny Alemaina)

Ilay teny Deutschland no manomehan'ilay tantara lava an'ilay firenena. Nisy tamin'ny vohalohany ilay teny thiuda midika "mponina" ; thiudisk ny mpamaritra anarana azy. Nisoloin' ny Rômana ilay teny thiudisk nivadika Theodischus dia aveo Teudischus. Nivadika Diutisca izy tamin'ilay teny alemana taloha. Nivadika todesche izy amin'ny teny frantsay dia aveo indray koa nivadika tudesque. Ny teny italiany miteny tedesco rehefa resaka alemana

Ny Jermania hanova

Ny Fanjakana Franka hanova

Ny Fivelarana Jermanika hanova

Ny Fanjakan'ny Sarlemana hanova

Alemaina tamin'ny taona mily hanova

Avy eo amin'ny Empira Masina hatramin'ny printsipaotia hanova

Ny haifiteny sy ny soratra latina nampiseho fa ny mponina jermana efa nisy tamin' ny andron' ny Rômana. Fa ny mpitantara dia miteny eny rehefa miresaka momban'ny fiavin'ny atny alemana tamin'ny Partage de Verdun tamin'ny taona 843. Nahazo i Louis le Germanique tamin'io traité io ny Francie Orientale. Avy amin'ny Francie Orientale no nisy ny Empira Jermanika Masina voaforon'i Otton I Le Grand (936-973). Ao anatin'io tany io, misy ny Alemaina, Ny Italia sy ny Borgônia.

Tamin'ny fiforonan'azy, voatoan'ny fahakelezan'ny trano fianarana eo ambon'io ny mpitondra afaka manampetrakan'ny filaminana, sy ny fahakelezan'ny vola mihiditra, satria ny mpitondra tsy manana an'ilay tany ny Empira Jermanika mba andohan'ny pôlitika-ny. Ny fifidianan'ny mpitondra ataon'ny Printsy mpifidy manakely ny hasin-ny. Makany Roma ilay mpitondra mba anometrahan'ny papa fehibory izy.

Tamin'ny taonjato faha 13, be raharaha italiany loatra i Frederika II, ka navelany ny fitondrana sy ny fanaraha-maso ao anatin'ny printsipaotia ekleziatika alemana ary dia avelany ny silakan'izy ireo anatin'ny printsipaotia lahika. Tsy misy fitondrana imperialy ny Alemaina tamin'io fotoana io.

Ny andro môderna hanova

Ny reforma hanova

Ny andron'ny Habsbourg hanova

Ady relijiosy hanova

Fifafan'ny Empira Masina hanova

Ady naharitra 30 taona hanova

Revolusiona Frantsay hanova

Ny Fisolona ny taonjato faha 19 hanova

Ny Alemaina lasa iray hanova

Jereo Koa/Amboary hanova

Rohy ivelany hanova

 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.