Ny Tanjona Vohimena na Cap Sainte-Marie amin'ny fiteny frantsay, dia tanjona any atsimon'i Madagasikara. Any amin'ny Tanjona Vohimena dia misy valam-pirenenan'i Tanjona Vohimena nosokafana tamin'ny 1962.

Jeografia hanova

Ny haabon'ilay toerana dia misy 100 hatramin'ny 200 metatra eo ho eo. Ny velarantan'ilay valam-pirenena (Valam-pirenenan'i Tanjona Vohimena na Parc National du Cap Sainte-Marie) dia misy 17,5 km2.

Toe-tany hanova

Ny toe-tany manodidonan'ny Tanjona vohimena dia maina sady mafana mandava-taona. 19-23° eo ho eo ny hafanana,

Ny zava-maniry hanova

Ny zava-maniry any amin'ny tanjona vohimena dia hazo na voninkazo misy tsilo

Jereo koa hanova

 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Rohy ivelany hanova