Tadjidine ben Saïd Massounde

(tonga teto avy amin'ny Tadjidine Ben Said Massounde)

I Tadjidine Ben Said Massounde dia mpanao pôlitika kômôriana, teraka tamin' ny 25 Desambra 1933 tao Domoni ary maty tamin' ny 1 Marsa 2004 tany Paris. I Massounde dia praiminisitra nanomboka tamin' ny 27 Marsa 1996 hatramin' ny 27 Desambra 1996. Taorian' ny nahafatesan' ny filoha Mohamed Taki Abdoulkarim tamin' ny 6 Nôvambra 1998 dia lasa filoha vonjimaika izy. Niongana ny governemantany tamin' ny fanonganam-panjakana tamin' ny 30 Avrily 1999 notarihan' ny kôlônely Azali Assoumani.

Jereo koa hanova