Silabera inuktitut

Ny silabera inuktitut (amin'ny fiteny inuktitut : ᑎᑎᕋᐅᓯᖅ ᓄᑖᖅ titirausiq nutaaq na ᖃᓂᐅᔮᖅᐸᐃᑦ qaniujaaqpait[1]) dia tarehintsoratra ara-baninteny (abogida marimarina kokoa) ampiasain'ny mponina miteny inuit any Nunavut ary any Nunavik, any Québec. Tamin'ny 1976, nanao azy ho tarehintsoratra ofisialy ho an'ny fiteny inuit rehetra ny Komisiona ny Fitenin'ny Inuit Cultural Institute, miaraka amin'ny tarehintsoratra latina.

Ny abidy hanova

Zpo. fohy Zpo. Lava dikan-
tsoratra
fohy lava d.-ts. fohy lava d.-ts. mpamarana d.-ts.
i u a h
pi pu pa p
ti tu ta t
ki ku ka k
gi gu ga g
mi mu ma m
ni nu na n
si su sa s
li lu la l
ji ju ja j
vi vu va v
ri ru ra r
qi qu qa q
ngi ngu nga ng
nngi nngu nnga nng
łi łu ła ł

Jereo koa hanova

Rohy ivelany hanova

Tsiahy hanova