Ryszard Kaczorowski

Ryszard Kaczorowski
Ankapobeny
Anarana Ryszard Kaczorowski
Teraka 26 Novambra 1919
Maty 10 Aprily 2010
Fiaviana sy ny andraikitra
Firenena  Poland (Repoblika Polonia)
Asa :
Fiainana manokana

Ryszard Kaczorowski (teraka ny 26 Novambra 1919 tany Białystok, Polonia) dia mpanao politika, mizaka ny zom-pirenen'i Président Repoblika Polonia, ary maty ny 10 Aprily 2010 tao Smolensk (Rosia)[1].

Karolina Kaczorowska, Ryszard Kaczorowski (2008)

Ny fiainany manokana hanova

I Wacław Kaczorowski no rainy. Ny vadiny dia Karolina Mariampolska. Ny zanany dia Marta Kaczorowska.

Jereo koa hanova

  1. ((pl)) ((en)), [1] (Polish president killed in plane crash), 10 Aprily 2010

Rohy ivelany hanova


Preceded by   Président Repoblika Polonia Succeeded by
Kazimierz Sabbat Ryszard Kaczorowski
1989–1990
Lech Wałęsa
 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.