Ranomasimbe Antarktika

Ny Ranomasimbe Antarktika na Ôseana Antarktika na Ranomasimbe Atsimo dia ranomasimbe any amin' ny faritra farany atsimo amin' ny Tany izay manodidina ny Kôntinenta Antarktika. Ny famaritana an' io ranomasimmbe io dia nifanarahana (fifanarahana momba an' i Antarktika) satria tsy misy kôntinenta hafa, ankoatry ny Kôntinenta Antarktika, mamaritra azy, ka ny faribolana ao amin' ny laharam-pehintany 60° no manasaraka azy amin' ireo ranomasimbe mifanila aminy. Hodidinin' ny Ranomasimbe Pasifika sy Atlantika ary Indiana izany izy. Izy no ranomasimbe fahefatra raha ny velarany no heverina.

Ny Ranomasimbe Antarktika

Jereo koa hanova



Ny ranomasimbe
 
Arktika
 
Atlantika
 
Antarktika
 
Indianina
 
Pasifika
 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.