Ny radio Don Bosco dia onjam-peo ety Madagasikara, eto Antananarivo, manana ny hatetika FM 93.4; afaka afohezina hoe RDB. An'ny katolika manokana io onjam-peo io ka dia fandaharana alefan'ny katolika no tena alefa ao.

Jereo koa hanova

Rohy ivelany hanova