Polisy (nasionaly)
Raha faritana tsotra, ny teny hoe Polisy dia mpitandro filaminam-bahoaka, nohon'izany ny Polisy dia manana andraikitra sy adidy lehibe amin'ny firenena iray, dia miaro ireo vahoaka sy ny fananany ao anatin'ny filaminana sy fitonina. Ary tafiditra anatiny andri-panjakana iray izy satria manana ministera miahy sy miadidy azy manokana ka anisan'ny mampihatra ny lalàna ihany koa.
Ara-tantara hanova
Misy zavatra tsy ampy anatin'ity fizaràna ity. Ilaina mandray anjara ianao !
Polisy malagasy hanova
Misy zavatra tsy ampy anatin'ity fizaràna ity. Ilaina mandray anjara ianao !
Sokajy sy ambaratonga hanova
Misy zavatra tsy ampy anatin'ity fizaràna ity. Ilaina mandray anjara ianao !