Picardie

faritra frantsay

I Picardie dia faritra frantsay ara-tantara ary ara-pandraharahana any avaratr'i Frantsa isian departemanta telo : i Aisne, i Oise ary i Somme. Ny renivohi-paritra dia Amiens.

Ny faritan'i Picardie ao Frantsa

Jeografia hanova

Ny fisian'ny faritr'i Picardie dia any avaratry ny faritra Île-de-France, ambany hakitroka noho ireo faritra manodidona azy. Ny isam-ponina dia 1,9 tapitrisa mponina.

Ny fitenim-paritr tenenina ao Picardie dia fiteny pikarda, ampiasin'ny 25%n'ny mponin'i Picardie.

Jereo koa hanova

 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.