Ny PHP (Hypertext Preprocessor), dia fiteny script malalaka, ampiasaina amin'ny fanamboarana pejin-tranonkala dinamika, fa afaka miasa ohatra ny fiteny (anoratana rindrankajy) rehetra dikaina amin'ny fomba eo antoerana, amin'ny alalan'ny fampiasana rindrankakjy amin'ny andalana baiko.

logo ny Php
Mbola ambangovangony  amin'ny resaka aterineto sy resaka kajimirindra ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.