I Oise dia departemanta frantsay ao amin'ny faritra Picardie, any avaratr'i Île-de-France. Ny renirano mampta ilay departemanta, ny Oise, dia nanome ny anarany ho an'ilay departemanta. Ny kaody nomen'ny Insee sy ny la Poste dia 60. The Oise dia ao amin'ny faritra Hauts-de-France. Talohan'ny 2016 dia an'ny faritra Picardie izy io. Io no departemanta tsy misy Ile-de-France akaiky indrindra ny renivohitra, ary misy tanàna maromaro tsy latsaky ny 40 kilometatra miala an'i Paris. Izy io dia mifanitsy amin'ny departemantan'i Somme, Aisne, Seine-et-Marne, Val-d'Oise, Eure ary Seine-Maritime.

Fisian'ny departemantan'i Oise (miloko mena) ao Frantsa.
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.