Ny Olana Telo Vatana


Ny Olana Telo Vatana (lohateny am-piandohana : teny sinoa tsotra :三体 ; teny sinoa nentim-paharazana :三體; API / sán tʰì / ) dia tantara foronina siantifika nosoratan'i Liu Cixin, mpanoratra sinoa. Io boky io no voalohany amin'ny telomboky mitovy lohateny hoe Ny Olana Telo Vatana. Izay no mitohy amin'ny ny boky hoe Ny Ala Maizina dia ilay boky hoe Ny Maty tsy ho Maty. Tsahivin'ny lohateniny ny olana N-vatana amin'ny fisika. Tsy misy fandikana amin'ny teny malagasy.