Ny Nobiana dia vondrom-poko ara-pitany any Sodàna ankehitriny sy any amin' ny atsimo amin' i Ejipta, izay avy amin' ny mponina voalohany tao amin' ny faritra afovoany amin' ny Lohasahan' i Nily, heverina ho iray amin' ny faritra voalohany nipoiran' ny sivilizasiôna. Ny Nobiana dia manana ny tantarany tamin' ny Andro Taloha, talohan' ny Ejipta nanjakan' ny dinastia nifandimby. Miteny ny fiteny nobiana izy ireo, izay ao amin' ny fianakaviam-piteny nilô-sahariana. Avy any Sodàna ny Nobiana.

Nobiana ao Sodàna

Jereo koa hanova