I Njakatianana Raharisoa Njakatiana no tena anarany dia mpihira malagasy,teraka ny 07 jiona 1968. Nanomboka niditra teo amin'ny sehatry ny kanto tamin'ny taona 1992 ary nivoy hatrany ny kanto sy ny maha-malagasy. Nankalaza ny faha-15 taona nihirany izy tamin'ny 2007. filohan'ny malagasy mozika sosialy.

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.