Ny nify dia taova misy taolana, mafy, miloko fotsy, misy couronne sy misy fakany (racine). Ny nify dia ilaina mba ahafahana manapaka, mandrovitra, manapotika na manamontsamontsana ny sakafo izay tafiditra ao am-bava ka hanamora ny fitelemana sy ny fandevonana azy.

nify

Fiziolojia hanova

Anisan'ny taova mafy indrindra ny nify, ny antony mahamafy azy dia ilay bakoly na koa "email" mandrakotra ny faritra ivelany. Mahatanty afo izy ary ampiasaina amin'ny « medecine medico-legale ».

Karazana nify hanova

 
Radiografiana nify. Hita eto daholo ny nify

1-....(Incisive) 2-Vangy(Canine) 3-Vazana(Molaire) 4-Fara-vazana(Pre-molaire)

Jereo koa hanova

Rohy ivelany hanova

 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.