I Negros dia iray amin' ireo nosy ao amin' ny vondrona Visayas (na Bisayas) ao amin' ny vondronosy Filipina. Eo anelanelan' i Cebu any atsinanana sy Panay any avaratra-andrefana no misy azy, io no fahefatra lehibe indrindra ao amin' ilay firenena amin' ny faritra.

Ny nosy Negros any Filipina
Ny nosy Negros sy ny volkano Kanla-on

Misy mponina eo amin' ny 4,2 tapitrisa eo ho eo. Mizara roa ilay nosy, dia i Negros Atsinanana sy i Negros Andrefana. i Bacolod, tanàn-dehibe ao amin' io nosy io, dia manana mponina efa ho 500 000.

Jereo koa hanova