Ny mpamaritra isa dia teny ao amin' ny sokajin' ny mpamaritra izay ampiraisina amin' ny anarana na ny mpisolo mba hilazana ny isa na ny laharan' ny zavatra lazaina amin' io anarana iraisany io.

Jereo koa hanova