Mahasampo Raveloson

I Mahasampo Raveloson dia mpanao pôlitika malagasy fony zanatany frantsay i Madagasikara, voafidy ho ao amin' ny Antenimieram-pirenena frantsay ka niasa tao tamin' ny taona 1951 hatramin' ny 1956. Teraka tamin' ny 1 Janoary 1909 tao Belalanda ao amin' ny tapany atsimo-andrefan' i Madagasikara izy ary maty tamin' ny 7 Ôktôbra 1966.

Jereo koa hanova