Ny Macintosh, na Mac (anarana nafohezina) dia solosaina amboarina ary varotan'i Apple ary varotan'i Apple nanomboka ny taona 1984.

Ny Macintosh voalohany
Ny Macintosh ankehitriny ho an'ny daholobe

Ny Macintosh voalohany indrindra, ny Macintosh 128K dia novarotana ny 24 Janoary 1984. Io no solosaina voalohany mampiasa voalavo ary interface grafika izay nahomby.

Ireo karazana Macintosh hanova

 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.