Lisitry ny korian-drano eto Madagasikara
Inty ny lisitry ny korian-drano eto Madagasikara, izay mandahatra ny anaran' ny renirano sy ny ony ary ny sakelidrano eto amin' ny Nosy.
Lisitry ny renirano sy ny ony araka abidy hanova
indreto ny anaran' ny renirano sy ny ony eto Madagasikara alahatra araka abidy.
A hanova
- Ambalona, Ambato, Andranotsimisiamalona, Anjobony, Ankavanana, Ankavia (Sava), Androranga, Anjobony, Antainambalana
B hanova
E hanova
- Esama (Anosy)
F hanova
I hanova
J hanova
L hanova
M hanova
- Maevarano, Mahajamba, Mahajilo, Maharivo, Mahavavy Avaratra, Mahavavy Atsimo, Manambaho, Manambato, Manambolo, Manambovo, Manampatrana, Mananara Avaratra (renirano), Mananara Atsimo (renirano), Mananivo, Mananjary, Mananjeba, Mandrare, Mangarahara, Mangoky, Mangoro, Mania, Maningory, Maningoza, Marimbona, Matitanana, Matsiatra, Menarahaka, Menarandra, Morondava,
N hanova
O hanova
- Onibe, Onilahy, Onive, - Onive (Sava)
P hanova
R hanova
S hanova
- Sahamaitso, Saharenana, Sahatandra, Sahatavy, Sakaleona, Sakanila, Sakay, Sakeny, Sambao, Sambirano, Sandrananta, Sandrangato, Sandratsio, Simianona, Sisaony, Sofia
T hanova
V hanova
Z hanova
Fanasokajiana araka ny lafin-dranony hanova
Lafin-dranon' i Ambre hanova
Mirefy 11 200 km2 ity lafin-drano ity, ka ireto ny ony sy ny renirano ao aminy:
- Besokatra, 40 km (3 300 km2)
- Irodo, 80 km (4 300 km2)
- Saharenana, 52 km (3 300 km2)
Lafin-dranon' i Tsaratanàna hanova
Mirefy 20 000 km2 ity lafin-drano ity, ka ireto ny ony sy ny renirano ao aminy:
Lafin-drano Atsinanana: hanova
Mirefy 150 000 km2 ity lafin-drano ity, ka ireto ny ony sy ny renirano ao aminy:
- Faraony, 150 km (2 761 km2)
- Ivondro, 150 km (3 513 km2)
- Mananjary, 212 km (7 002 km2)
- Mananara, 323 km (17 230 km2)
- Mangoro, 300 km (17 704 km2)
- Maningory, 260 km (12 646 km2)
- Namorona, 103 km (2 079 km2)
- Rianila, 134 km (7 594 km2)
- Sandratsio, 125 km
Lafin-drano Andrefana hanova
Mirefy 365 000 km2 ity lafin-drano ity, ka ireto ny ony sy ny renirano ao aminy:
- Betsiboka, 605 km (48 879 km2)
- Ikopa, 485 km
- Mahajamba, 298 km (14 883 km2)
- Mahavavy, 160 km (3 270 km2)
- Mahavavy Atsimo, 410 km (16 475 km2)
- Manambolo, 370 km (13 970 km2)
- Mangoky, 714 km (55 884 km2)
- Onilahy, 400 km (32 225 km2)
- Imaloto-Lalana, 242 km
- Sofia, 328 km (28 295 km2)
- Mangarahara,
- Anjobony, 200 km
- Bemarivo, 265 km
- Tsiribihina, 100 km (49 800 km2)
- Sakeny, 170 km
- Mahajilo-Kitsamby, 260 km
- Mania,
Lafin-drano Atsimo hanova
Mirefy 48 750 km2 ity lafin-drano ity, ka ireto ny ony sy ny renirano ao aminy:
- Linta, 173 km (5 437 km2)
- Manambovo, 165 km (4 765 km2)
- Menarandra, 235 km (8 624 km2)
- Mandrare, 270 km (12 547 km2)