Lehilaly Neanderthal

I Lehilaly Neanderthal, (Homo neanderthalensis na H. sapiens neanderthalensis), dia karazam-biby efa lany tamingana na zana-karazan'ny olombelona tranainy niaina tany Eorazia hatramin'ny 40.000 taona lasa izay.

Lehilaly Neanderthalensis

Ny karazana karazana, Neanderthal 1, dia hita tamin'ny 1856 tao amin'ny Lohasahan'i Neander (de:Neandertal) any  Alemaina ankehitriny.

Lehilaly Neanderthal :       any Eorôpa       any Atsinanana Afovoany       any Azia Afovoany       any Altaï

Neanderthal koa ny Kimosy ? hanova

Heverina fa mety ho anisan'io karazana io koa ny Kimosy malagasy. Na izany aza, tsy hita ny taolam-paty sy ny porofo marim-pototra. Voninahitra sy haja ho an'izay mahita voalohany.