Lalatiana
I Lalatiana Rajaofara dia Mpanakanto Malagasy. hanova
Ny Dingana Nolalovany hanova
Ny Taona 80 no nampalaza an'i Lalatiana , tamin'ilay hira hoe "Tsara Fiafarana" sy ny maro samy hafa.
1991. Nahazo ny prix de la decouverte RFI izy tamin'ilay hira noforonony hoe "Ho An'iza ny Masoandro".
Nandritra ny Taona 90 Dia nanantontosa fiakarana an-tsehatra maro teto Madagasikara sy tany ampitandranomasina izy, ka anisan'ny mpanakanto niara niasa taminy ry Toty,
Raki-kira hanova
2000: Ianao Namako hanova
- Lasalasa Ambiroa
- Tia
- Tsiaro Anao
- Ianao Namako
- Avelao
- Ny Nandaozanao Ahy
- Ilay Fitiavany
- Hijanona Aho
- Alina
- Nofy
- Avelao Any
- Ho An'iza ny Masoandro
- Oay
2006: Tsotra Ihany hanova
- Ivoara
- Amoron-drano
- Tsotra Ihany
- Soamiangaly
- Ho An'i Lalaina
- Antson'ny Manina
- Manina
- Fahiny
- Rotsirotsy
- Ranomason'ankizy
- O Isa
2012: I Malala hanova
- Faniriana
- Rahavako
- Aiza
- Misy Antony
- Masoandron'ny Fitia
- I Malala
- Ho Devoly Sady Anjely
- Tsy Anjarako Ianao
- Volaparata
- Tany
2017 : Double Sento (album duo avec le Guitariste Rija Randrianaivosoa) hanova
Rakikira atolotra ho fahatsiarovana ireo mpitendry mozika malagasy nisolo-tena an’i Madagasikara nandritra ilay « exposition universelle de Paris » tamin ‘ny taona 1931
- Doubla Sento (Naka Rabemanantsoa)
- Oay Lahy (Traditionnel)
- Mampahory (Traditionnel)
- Tanisa (Naly Rakotofiringa)
- Ambarao Ry Takariva (Randrianarivelo)
- An’iza Ny Basy (Traditionnel)
- Somambisamby (Ny Antsaly)
- Miohaza Rabetorimaso (Razafimahefa)
- O Ry Dada Sy Neny Malala (Traditionnel)
- Tia Karahoaka (Ny Antsaly)
2019 : Atolotro Ity hanova
- Ny Alahelo Anao
- Atolotro Ity
- Ny Fiainako Rehetra
- Miantso Anao
- Neny
- Ny Akaninay
- Tantely
- Train Dans L'oubli
tonony sy feo : Albert Rajaofara
2022: Soamiangaly hanova
- Ivoara
- Soamiangaly
- Moron-drano
- Imalala
- Fahiny
- Rahavako
- O isa
- Antson'ny manina
- Volaparata
- Tany
- digital only. best of
2022 : Gabrielle Randrian Koehlhoeffer GASY JAZZ PROJECT et LALATIANA hanova
- Vaudoo
- Tsy fantatro
- Aiza
- Fanilo
- Grain de sable
- Miaina
- Tsiky
- Ny alina
- Speranza
- Tso-drano