Ny laktôzy (avy amin'ny teny frantsay lactose, avy amin'ny fiteny grika) dia gliosida anaty ronono (de 20 à 80g•L−1). Ny dikan'ny laktôzy amin'ny fiteny grika dia « siramamin-dronono »

Sarisarin'ny faritry ny laktôzy

Rafitra hanova

 
Ny rafitry ny laktôzy

Ny Laktôzy dia dihôlôzida, (na disakarida), vita môlekiola β-D-galactôzy (Gal) sy môlekiola α/β-D-gliokôzy (Glc) mifamatotra amina fatotra ôsidika β(1→4).

Tondro fizika hanova

Ny Laktôzy dia zava-mafy miloko fotsy. Ny raikipohy ara-tsimika dia [[C12H22O11, ary ny lanja ara-môlany dia 342 g/mol tahaka ny dihôlôzida]] rehetra.

 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.