Ny L'invité du Zoma dia fandaharana iarahana amin'i Onitiana Realy isaky ny zoma ao amin'ny TV Plus Madagascar. fandaharana andraisana ireo mpanao politika ary ireo olona manam-pahefana malagasy na vahiny. Maharitra adiny iray sy roapolo minitra eo ho eo. Alefa aorian'ny Vaovao.